-
Pâques 2015
[:fr] A ne pas rater: Vraie Pâques 2015 Voir les détails de l’événement Cela fait des mois que l’Apôtre Benjamina et ses oints collaborateurs avec les fidèles de l’église FJTSA7 se préparent pour ce grand jour: la pâque biblique, une fête sainte incluse dans les commandements de Dieu, édictés par la bible. La pâque sera célébré la…
-
Formation biblique
[:fr]La puissance de Dieu est vivante en l’Apôtre Benjamina ; nombreux sont ceux qui ont été séduits par la véracité de ses prêches. C’est justement pour les emmener au baptême de l’eau et de la repentance aboutissant à la vie éternelle, que la formation biblique a été organisée. L’apprentissage du saint écrit ou formation biblique…
-
Apokalips'Apostolika: une émission pour tous
[:fr]Apokalips’Apostolika n’est autre qu’une émission d’enseignement du saint écrit diffusée sur la Radio Fmfoi 107.4Mhz et la chaîne en ligne TV7FOI. Dirigé par l’Apôtre Benjamina, l’émission est axée sur la vérité biblique notamment le livre de l’Apocalypse. Le contenu de ce dernier, jugé de nos jours comme étant un récit et non moins une révélation destinés…
-
Fitoriana Filazantsara
Ny FJTSA7, tarihin’ny Aposotoly Benjamina, dia fiangonana mitory ny fahamarinana ara-baiboly. Ny tanjona kendrena dia ny hampahafantatra ny rehetra ny marina mba hanafaka azy (Jao 8: 32): hanangana ny reraka, hanasitrana marary, hanafaka ny voafatotra sy ampahorina, hizara teny velona amin’izay mangetaheta fahamarinana ary indrindra indrindra ny handraisan’ny olona rehetra famonjena ka handovany ny fiainana…
-
Fitoriana
Ny FJTSA7, tarihin’ny Aposotoly Benjamina, dia fiangonana mitory ny fahamarinana ara-baiboly. Ny tanjona kendrena dia ny hampahafantatra ny rehetra ny marina mba hanafaka azy (Jao 8: 32): hanangana ny reraka, hanasitrana marary, hanafaka ny voafatotra sy ampahorina, hizara teny velona amin’izay mangetaheta fahamarinana ary indrindra indrindra ny handraisan’ny olona rehetra famonjena ka handovany ny fiainana…
-
Fotoam-pivavahana sy vavaka fampaherezana
Endrika maro no isehoan’ny fanompona an’Andriamanitra izay ataon’ny Ziona FJTSa7 (Ziona Fiangonan’i JEHOVAH Tompon’ny Sabata andro faha-7) ary amin’izany dia misy ihany koa ny fotoana hiaraha-mivavaka araka ny tenin’ny Apostoly Paoly hoe « aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon’ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro. » (Hebreo 10:25), ka eo…
-
Vavaka sy fampaherezana
Endrika maro no isehoan’ny fanompona ataon’ny fiangonana FJTSA 7. Fivoriam-bavaka isaky ny andro masina handraisana famonjena, fiainam-baovao, fiadanana sy vahaolana, fitahiana, fanasitranana sy herin’ny Fanahy Masina, iarahana amin’ireo olombohosotra mpiara-miasa amin’ny Apostoly Benjamina. Isaky ny asabotsy (andro sabata) manomboka amin’ny 9ora30mn maraina…te ahafantatra momba ny sabata Isaky ny voaloham-bolana manomboka amin’ny 9ora30mn maraina… fa inona no…
-
Fandalinam-pinoana
Velona eo amin’ny Apostoly Benjamina ny herin’Andriamanitra ka maro ny olona resy lahatra fa marina ny teny toriany. Mba hitondrana azy ireo amin’ny batisan’ny fibebahana ahazoany fiainana mandrakizay dia misy ny «fandalinam-pinoana» na fianarana soratra masina. Ny fandalinam-pinoana na fianarana soratra masina Ampianarina soratra masina aloha ny olona resy lahatra ka manolo-tena, mba ahafantarany tsara…